Overblog Tous les blogs Top blogs Économie, Finance & Droit Tous les blogs Économie, Finance & Droit
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU
Publicité
Publicité

Commentaires

A
Mampalahelo ny manjo ny firenentsika , ary tsy afaka ny handroso mihintsy satria manao deux pas en avant de mirecule 30 pas en arriéres . Izao tsy mpanao politika fa manaraka ny vaovao an'ny tanindrazako eto ka de tena malahelo aho mijery ny korotana misy .Ity misy fanontaniana apetrako @ nareo zay mamaky ity ka aoka samy milaza izay vali-teniny avy ianareo @fomba fijerinareo " iza no tena mpamono olona : izay nitifitra !!! sa izay nitarika ny vahoaka ho tofirina !!!! ? " efa fantatra fa zone rouge mbola andehanana ihany , efa fantatra fa tsy maintsy hisy po-basy mbola makeny ihay , efa niaraha-nahita ny t@ 10 Aout de mbola atao ihany ny fahoaka atao sorona sy fitaovana de matimaty ohatra ny miala maina mandevina alika fa ny mpitarika tsy ho eo aloa mihitsy fa mitsinjo ny ainy sy mihainohaino eny @ sisiny , koa anjaranareo no miheritreritra ***
Répondre
B
"...le pouvoir n’a besoin de personne pour s’écrouler. Il le fait si bien tout seul…..."<br /> <br /> C'est tellement vrai !!!<br /> J' espere que Ravalo sera assez intelligent pour ne se laisser entrainer dans ce piege (tendu par son propre camp! ).
Répondre